• Alatsinainy 26 Novambra 2018
Fandriampahalemana.Mpampiasa taksibe Ivato sy Ambohitrimanjaka Samy mangataka ny hampidirana koperativa vaovao

Kaominina roa no nahitana ny fihetsehan’ny mpanjifa momba ny fampiasana taksibe ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2018
Fandriampahalemana.Fanafihan-jiolahy teny Ampefiloha Olona iray no maty

Nisy jiolahy miisa niaraka tamin’ny fitaovam-piadiana nanafika ny trano fivarotam-panafody Miaro etsy Ampefiloha omaly tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Oktobra 2018
Fandriampahalemana.Gerard Noel Ramamimampionona “Loharanon`ny tsy fandriampahalemana ny olona”

Tsy misy izay tsy mitaraina manoloana ny tsy fandriampahalemana misy eto Madagasikara amin`izao fotoana. Rafitra maro no manana andraikitra amin`izany fa anisan`ny tena olana dia ny olona, hoy i Gerard Noel Ramamimampionona, filoha lefitry ny komitin`ny Fampihavanam-pirenena (CFM),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Fandriampahalemana.Fanafihana mitam-basy Miaramila taloha ireo lasa jiolahy

Saron'ny mpitandro ny filaminana ireo jiolahy nanafika tao Ambano-Antsirabe II ny faran'ny herinadro lasa teo. Mpanangom-bokatra sy mpitondra izany aty Antananarivo no nisy nanafika ka vola 1.000.000 Ariary no voaroba.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aogositra 2018
Fandriampahalemana.Andranomanelatra Tokantrano 3 voatafika, tovovavy iray voaolana

Miverina tanteraka ny tsy fandriampahalemana ao Andranomanelatra ao ankehitriny. Isan’ny lasibatra matetika amin’izany ny fokontany Tsaravavaka, izay tsy lavitra loatra an’Antsirabe akory.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2018
Fandriampahalemana.Faritra Alaotra Olana goavana ny tsy fandriampahalemana sy ny haratsian-dalana

Anisan’ny vato misakana tsy hahafahan’ny Faritra Alaotra Mangoro mandroso ankehitriny ny haratsian-dalana any amin’ny lalam-pirenena faha-44 izay tsy mety vita.

Hamaky ny tohiny
FTT