• Alakamisy 21 Febroary 2019
Fandriampahalemana.CB vaovao any Tsaratanana Nofofoin’ny jiolahy sahady ny ainy

Vao notendrena ho CB na « Chef de Brigade » ao Tsaratanana, ny CP, Chef de poste avancé tao Sarobaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny - Ambohimangakely Mpivady sy ny vadikelin’ny takalon’aina no atidoha

Sakaiza manody ! Mpivady nampangain’ny akanjony sy ny fitakiana omby nataon’ny olon-tian’ilay vehivavy nalaina an-keriny no voarohirohy tamina kidnapping ka tratran’ny Borigadin’ny zandary teo Ambohimangakely, ny talata 12 febroary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2019
Fandriampahalemana.Fonjan’i Tsiroanomandidy Gadra 10 tafaporitsaka, 2 voasambotra…

Gadra 10 lahy no tafaporitsaka tao amin’ny fonjan’i Tsiroanomandidy ny tolakandron’ny sabotsy 16 febroary 2019 tokony ho tamin’ny 4 ora latsaka fahatelony teo fa ny roa efa voasambotra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Fandriampahalemana.FAKANA AN-KERINY MPIASAM-PANJAKANA

Olona telo no voasambotry ny zandary tao Isoanala sy Beakanga, momba ny raharaha fakana an-keriny ny mpiasam-panjakana iray eo anivon’ny minisiteran’ny rano sy ala ao Betroka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Fandriampahalemana.Mpitandro filaminana-BFM Feno 40 taona ny fiaraha-miasa

Miisa 15 ny masoivohon`ny banky foiben’i Madagasikara (BFM) manerana ny nosy mba hiarovana ny vola mivezivezy sy ny fitahirizana azy dia manan-danja ny fisian`ny mpitandro filaminana amin`ireny toerana ireny hoy ny governoran`ny banky foibe,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Novambra 2018
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny tany Toamasina Misy miaramila sy polisy voasambotra

Nitafa tamin’ny mpanao gazety tany Toamasina i Arman Kamis taorian’ny famoahan’ny zandary azy rehefa avy nametraka ny fitoriany.

Hamaky ny tohiny
FTT