• Alatsinainy 19 Febroary 2018
Fandriampahalemana.Tsy milamina ny tany Bala 10 900 isa sarona teny Analakely

Balana basy “calibre 7.5mm” miisa 10 900 tao anatina vata vy miisa 8 no hita tamina trano lehibe iray teny Analakely ny zoma 16 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Febroary 2018
Fandriampahalemana.Tsy fandriampahalemana Mirongatra be, hoy ny Seces

Tafahoatra ny tsy fandriampahalemana amin’ny lafiny rehetra eto amin’ny firenena, raha ny fanambarana nataon’ny avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sampana Antananarivo taorian’ny fidinana ifotony nataon’izy ireo amin’ny maha vato nasondrotry ny tany azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Febroary 2018
Fandriampahalemana.Fonja vaky sy gadra mitsoaka Hanomanana asa fanakorontanana ?

Sesilany ny fahavakisan’ny fonja sy ny fitsoahan’ny gadra teto Madagasikara nanomboka ny faramparan’ny taona 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Febroary 2018
Fandriampahalemana.Fanafahana an’i Akil Cassam Chenai Nandoa 7 miliara ariary ny fianakaviany

Ny alakamisy tokony ho tamin’ny 10 ora alina teo no nalain’ny polisin’ny UIR tao Toamasina tao amin’ny Stadium Mangarano i Akil Cassam Chenai, taorian’ny famotsoran’ireo mpaka an-keriny azy tao amin’ity toerana ity raha avy niantso ny fianakaviany tamin’izao fahafahany izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Febroary 2018
Fandriampahalemana.Tsy fandriampahalemana ao Antsalova Mpanolotsain’ny praiminisitra no ahiana ho ao ambadika

Mitohy hatrany ny fitakian’ny vahoakan’Antsalova, faritr’i Melaky, ny famerenana ny adjida Patrice izay nikaomandy ny zandary niady tamin’ny tsy fandriampahalemana any an-toerana ary nafindra toerana tamin’ny volana oktobra, raha ny fanazavan’ny solombavambahoaka avy any an-toerana. 3 volana monja,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Febroary 2018
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny tany Toamasina Sarotra ny raharaha, hoy ny Emmo reg

12 andro taorian’ilay fakana an-keriny nataon’ireo andian-jiolahy miisa 05 an’i Akil Cassam Chenai tao an-tranony ao Salazamay, dia nivoaka tamin’ny fahanginany ny Emmo-Reg atsinanana nanomezan’izy ireo ny fandehan’ny fikarohana sy ny fanadiadiana ary ny fisamborana ireo mpaka an-keriny, izay hita avy hatrany fa tena mampiaiky azy ireo fa sarotra sy mikatso tanteraka ny raharaha.

Hamaky ny tohiny
FTT