- Alakamisy 23 Mey 2019
Fandriampahalemana.Imerintsiatosika Tratra ireo jiolahy raindahiny
Jiolahy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana folo no fantatra tetsy amin’ny kaominina Imerintsiatosika.
Hamaky ny tohinyJiolahy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana folo no fantatra tetsy amin’ny kaominina Imerintsiatosika.
Hamaky ny tohinySaron’ny polisy ireo telolahy namaky ny “Accès banque” tao Toamasina sy ilay lehilahy iray tompon’antoka tamin’ny famonoana polisy iray nitranga tany an-toerana ny 06 janoary lasa teo.
Hamaky ny tohinyManomboka mahazo vahana ny amin’ny faritra Alaotra Mangoro ny asan-dahalo, indrindra fa ny ao amin’ny distrikan’Amparafaravola.
Hamaky ny tohinyNangina ny raharaha fakana an-keriny nandritra ny nitondran’i Andry Rajoelina ny firenena, raha nanjaka nialoha sy nandritra ny fifidianana filoha. Manodidina ny 17 ny fakana an-keriny teratany karana nandritra iny taona 2018 iny, ka lasibatra ry Hiridjee Mustafa tompon’ny Ocean Trade,
Hamaky ny tohinyTratran’ny polisy avy ao amin’ny CSP4, ny alarobia 15 mey lasa teo tokony ho tamin’ny 5 ora hariva, teny Antohomadinika i Benaivo sy i Safidy anisan’ireo mpanendaka tena hikoizan’ny mponina eny an-toerana.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny voasokajy ho tena faritra mena ny eny amin’ny 67 ha sy ny manodidina amin’izao.
Hamaky ny tohiny