Fandriampahalemana

Fihibohana an-trano Tsy mahasakana ny mpanao ratsy


  • Zoma 27 Martsa 2020

Nanakoako ny feon’ireo alika nivovoa ny alin’ny 25 martsa teo tao amin’ny fokontanin’Ambohitrakely.

 

 

 

 Vokatry ny fahenoana fa manomboka voafehy ve ny firongatry ny Coronavirus no antony nampirongatra tampoka kosa ireo tontakely saika hanao ratsy teny an-toerana? Efa ela, raha ny fillazan’ireo mponina no nanomboka niha lefy ny halatra sy hala-botry teny amin’ity fokontany eto Antananarivo ity saingy iny saika nanomboka niverina ny alarobia teo iny indray. Na dia mbola nanome toromarika aza ny filoham-pirenena ny amin’ny mbola tokony hitohizan’ny fihibohana an-trano dia tsy nanakana ny mpanao ratsy hanao ny asany izany. Asa izay hitranga aorian’izao krizy izao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT