• Alatsinainy 15 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Zandarimariam-pirenena “Ny Zandary-Jiolahy no haiditra am-ponja”

“Hatramin’izay nitantanako dia zandary 42 no niditra am-ponja ka misy amin` izy ireo manamboninahitra ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Jolay 2019
Fandriampahalemana.ALASORA Nahazo kaomisarian’ny polisy vaovao

Voavaha amin’ny ampahany ny tsy fandriampahalemana mampitaraina ireo mponina ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Avaradrano .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Tsaralalana Mpanakalo devizy nisy nitifitra

Nitrangana asa fanafihana tao Tsaralalana akaikin’ny sekoly ENMG omaly alarobia 10 jona atoandro tokony ho tamin’ny 12 ora sy sasany. Mpivady avy nanakalo vola vahiny (devise) tao amina banky iray teny an-toerana no nisy nanafika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Anosizato Tratran’ny polisy ilay mpanolana vehivavy bevohoka

Ela ny ela fa tratran’ny polisy ihany ilay jiolahy iray tamin’ny telo nanendaka mpivady handeha hody alina. Nodarohan’izy ireo ilay raim-pianakaviana ka rehefa tsy nahatsiaro tena dia nalefany tany anaty tatatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Andramasina Voaroba ny vola, voavely “bois rond” ny tompon-trano

Notafihin’ny jiolahy telo nitondra famaky sy “bois rond” ny tokantrano iray tao amin’ny fokontany Antsampanimahazo, distrikan’Andramasina, faritra Analamanga, ny sabotsy misasak’alina teo, tokony ho tamin’ny 12 ora sy 30 minitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Amnesty International Nanakiana ny mpitandro filaminana Malagasy

Nanao fanambarana indray ny Amnesty International ary nilaza fa ilaina ny ezaka

Hamaky ny tohiny
FTT