• Talata 06 Aogositra 2019
Fandriampahalemana.Dalle Itaosy Efa tongan’ny mpangarom-paosy, vehivavy iray no lasibatra

Vehivavy iray indray omaly maraina tokony ho tamin’ny 09 ora no ankon’ny ranomaso teny amin’ny Dalle Itaosy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Depioten’i Soalala Said Zakaniaina Lehilahy roa nitondra basy no saika hamono azy

Vao nivoaka ny haino aman-jery tsy miankina Viva tao Mahajanga ny Depiote Said Zakaniaina Mahafaly Joseph voafidy tao Soalala ny alahady lasa teo no nisy jiolahy roa nanaraka tsy nisaron-tava ary nitam-basy nikasa hifofo ny ainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Vohiposa RN 7 Taksibrosy iray voatafika, jiolahy iray no maty

Mihamahazo vahana indray ny fanafihan-jiolahy any amin’ny lalam-pirenena fahafito.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Asan-jiolahy efa voaomana Raikitra ny “opération” tobin-tsolika

Sesilany indray ny fanafihana toby mpaninjara solika tato ho ato. Jiolahy miisa 4 tsy nisaron-tava nirongo basy no nanafika ny Shell teny Ankadindramamy eo amin’ny Vatosoa omaly alatsinainy 22 jolay maraina tokony ho tamin’ny 6 ora sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Ankazoabo Atsimo Tsy voavaha ny olan’ny tsy fandriampahalemana

Tsy mandeha amin’izay izy ny fambolena any amin’ny distrikan’Ankazoabo Atsimo, faritra Atsimo Andrefana, nefa tantsaha no maro an’isa any.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2019
Fandriampahalemana.Faritra Atsimo Andrefana Efa hain’ny dahalo tsianjery ny kizo handosirana

Izahay depiote no tokony hangataka zandary hiaro sy hampandry tany ny faritra misy anay satria izahay no mahafantatra ny zava-misy any, hoy ny depiote lany tao amin’ny distrikan’i Toliara II, Tsitara Rogers.

Hamaky ny tohiny
FTT