- Alakamisy 22 Aogositra 2019
Fandriampahalemana.Mpanendaka eny Anosibe Sady manapaka tanana no maka vola
Mirongatra ny asa fanendahana miaro fandratrana olona eny Anosibe ao anatin’ny Boriborintany fahefatra.
Hamaky ny tohinyMirongatra ny asa fanendahana miaro fandratrana olona eny Anosibe ao anatin’ny Boriborintany fahefatra.
Hamaky ny tohinyMbola mahazo vahana hatrany ny fakana an-keriny eto amintsika. Anisan’ny tena nalazabe ohatra tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fisiana lehilahy iray nisy naka an-keriny tao Ambatondrazaka ary nidina tamina trano tsy fantatra nandritra ny dimy alina.
Hamaky ny tohinyNanova paikady nentina nikarohana ireo atidoha nikotrika tamin’ny fitifirana ny kaomandin’ny zandary tao Befandriana avaratra sy ny Ben’ny tanànan’i Belanona, ireo zandary tany an-toerana,
Hamaky ny tohinyTrano fatoriana miisa roa sy “sale d’eau” miisa roa no notokanana tao amin’ny Sekoly ambonin’ny zandarimariam-pirenena na ny EGNA any Ambositra ny zoma 14 aogositra lasa teo,
Hamaky ny tohinyMihena ny asa-dahalo any Betroka amin’izao fotoana, hoy ny filohan’ny fikambanana Andrimaso, Ajad Ridji Razafindrazanaka, saingy ny halatra olona kosa no tena mampatahotra ny mponina.
Hamaky ny tohinyNy fiakarana sy fikirakiran’ny olona ny Lavanilina no tena itako miteraka tsy fandriampahalemana ao amin’ny distrikan’Ikongo, hoy ny depiote voafidy tao an-toerana sady filoha lefitra misahana an’i Fianarantsoa eo anivon’ny antenimieram-pirenena, Brunel Razafitsiandraofa.
Hamaky ny tohiny