Fandriampahalemana

Fanaovana sinto-mahery Olona 6 voasombotra teny Analakely


  • Sabotsy 25 Aprily 2020

Olona 06 no voasambotry ny polisy miasa ao amin'ny CSP1 Analakely ny Alahady 23 Aprily lasa teo noho ny resaka sinto-mahery .

 

 

 Nanatanteraka ilay " operation pick pocket" izay fanaony ny CSP1 tamin’io andro io nanomboka tamin’ny 10 ora ka hatramin'ny 12 ora sy 30mn teo. Vehivavy ny iray tamin’ireo tratra izay fantatra fa efa Renin-dahiny tokoa.Efa mpamer-ikeloka ny roa tamin' ireto voasambotra ireto. Ilay vehivavy dia mpanataka ny poketran'ireo vehivavy mitovy aminy fa ireo lehilahy kosa dia manao sinto-mahery avy hatrany raha mahatsikaritra olona mitondra zavatra tsaratsara na mivimbina finday avo lenta. 17 ka hatramin'ny 41 ny sala-taonan'izy ireo. Natolotra ny fampanoavana omaly izy ireo ary nampidirina am-ponja vonjy maika.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT