Fandriampahalemana

Beloha-sur-mer Maty nokapaina famaky ny Chef ZAP


  • Sabotsy 25 Aprily 2020

Omaly tamin’ny 2ora maraina no nisy jiolahy tonga hangalatra ny kisoa tao amin’ny Lehiben’ny Fari-piadidiam-pampianarana na ny Chef ZAP tao Beloha-Sur-Mer.

 

 

 

 

 

Reny anefa izany, ka tonga hijery ny zava-nisy tao ivelany ny tenany. Famonoana anefa no niandry azy tao ivelany satria nokapain’ireo jiolahy ny famaky ny tenany. Naratra mafy, ka na nialana nenina aza dia tsy tana ny ainy. Tsy hipetraka mora izahay, efa manao ny asany ny mpitandro filaminana. Mbola nisy sahy nanao asa ratsy ihany anefa, ka tsy maintsy hokarohina amin’ny fomba rehetra ireo nahavanon-doza, hoy ny Governoran’ny Faritra Menabe Randriantsoa Serge Lucky.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT