- Talata 10 Septambra 2019
Fandriampahalemana.Mitohy ihany ny asan-dahalo Omby 60 indray no very tany Maintirano
Omby miisa 60 no indray very tao amin’ny kaominina Andranovao, distrikan’i Maintirano, faritra Melaky.
Hamaky ny tohinyOmby miisa 60 no indray very tao amin’ny kaominina Andranovao, distrikan’i Maintirano, faritra Melaky.
Hamaky ny tohinyTsy mbola nahitam- bahaolana hatramin'izao ilay resaka omby an- jatony nalain'ny miaramila mpampandry tany tao amin'ny fokontany Maharihy ao Morombe sy nogiazany ao Antanimeva.
Hamaky ny tohinySaika isan’andro no ahenoana sy isehoana toe-javatra ratsy foana mahakasika ny filaminana sy ny manodidina izany eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyAndry no anaran’ilay jiolahy voatifitra teo Ampefiloha. Efa jiolahy raindahiny izy io, hoy ny loharanom-baovao iray avy ao amin’ny polisim-pirenena.
Hamaky ny tohinyNidoboka am-ponja ilay polisy nitifitra ilay voalaza fa jiolahy nifanenjehana tamin’ny moto saika hanao fanafihana teny Antsahamanitra, ary tra-tehaka tetsy Ampefiloha ny 23 aogositra 2019 lasa teo,
Hamaky ny tohinyNy ankamaroan’ny mpanara-baovao no nihorin-koditra nahita ny zava-nitranga tetsy Ampefiloha ny zoma teo nandritra ilay gidragidra nifampitifiran’ireo polisin’ny SAG na « Service anti-gang » tamina tovolahy miisa 3 voalaza ho jiolahy.
Hamaky ny tohiny