Fandriampahalemana

CENAM Mody mivarotra ireo mpanendaka


  • Alatsinainy 04 Mey 2020

Tsy kely lalana ny ratsy. Mody manao andiany mivarotra ireny fitaovana momba ny kojakojam-piarakodia toy ny fonona familiana,housse sns... irony izy ireo ary manao andiany.

 

 

 

Raha roboka ianao, efa misy manala jiro ,sy izay tratrany eo. Manao andiany izy ireo ary mitovy ny entana amidiny. Ao anatin'ny fotoana fohy ireo. Ny fitohanan'ny fiarakodia koa amin iny toerana iny efa niverina tanteraka. Manao ny asany ny mpitandro filaminana fa tsy kely lalana ny ratsy. Ho an'ireo mpamily handeha amin'iny toerana iny dia mila mailo hatrany.

 Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT