Fandriampahalemana

Vaky trano Efa-dahy voapaingotry ny polisy teny Tsiadana


  • Talata 05 Mey 2020

Mpanao fanafihana mitam-piadiana miisa 04 ihany koa no tra-tehaky ny polisy avy ao amin'ny Unité Spéciale d'Intervention sy ny Brigade Criminelle (BC3) teny

 

 

 

Tsiadana sy Ankatso rehefa fantatra fa nanao fanafihana mitam-basy tamina mpambongady iray tetsy Tsarahonenana ny 29 aprily lasa teo. Samy niaiky ny heloka nataony avokoa izy ireo ary vao haingana ny iray tamin'izy ireo no nivoaka ny fonja. Ity moa ny laharam-pinday hahazoana ny UIBC raha sanatria ka misy trangana tsy fandriampahalemana tahaka izany eny anivon’ny fiaraha-monina eny hahafahana misambotra ireo olon-dratsy. 034 05 517 21 / 034 05 998 89

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT