Fandriampahalemana

Tsy fandriampahalemana any Amboasary Atsimo Tsy mahomby ny tetikasa hampiaran'ny governemanta


  • Alakamisy 28 Mey 2020

Nahitsy dia nahitsy ny fanamarihana nentin'ny solombavambahoakan'i Madagasikara voafidy tany amin'ny distrikan'Amboasary Atsimo,

 

 

 ny depiote Angèle Solange, teny amin'ny CCI Ivato tamin'ny talata lasa teo nandritra ny fihaonana mivantana teo amin'ireo solombavambahoaka sy ny mpikambana eo anivon'ny governemanta malagasy tamin'ny filazana fa : "tsy mahomby ny tetikasam-pandriampahalemana hampiarin'ny governemanta any amin'ity distrika ity ankehitriny fa mbola mandry andriran'antsy tanteraka ny mponina any an-toerana amin'izao fotoana izao amin'io resaka tsy fandriampahalemana io ary saika mbola matory any an-tsaha lava izao miafina dahalo".

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • VONO OLONA-FISOLOKIANA...
  • Alakamisy 18 Jona 2026

« Vokatry ny tsy fahampian'ny fanabeazana »

  • Olona varira any ITASY
  • Alarobia 17 Jona 2026

Maniry ny hisian'ny

  • TOVOLAHY MAMON-DRONGONY
  • Talata 16 Jona 2026

Maty notsondrominy

  • INFIRMIERA MPIANA-DRAHARAHA
  • Alatsinainy 15 Jona 2026

Nofatorana, naolana avy eo novonoina

  • RN1 - Sprinter sy fiara
  • Alatsinainy 15 Jona 2026

mpitatitra entana nifandona

  • Fanondranana an-tsokosoko
  • Zoma 12 Jona 2026

sokatra Efa tambazotra tsara mpiaro ?

Hijery ny tohiny
FTT