• Zoma 03 Aprily 2020
Fandriampahalemana.67 ha Voasambotra ilay mpangalatra nikoizana

Tovolahy iray 22 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao 67 Ha ny 01 aprily teo tokony ho tamin'ny 04 ora maraina noho ny fitondrana zava-maranitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Halatra moto Saika raikitra ny fitsaram-bahoaka

Andro atoandro be nanahary tokony ho tamin’ny 1 ora sy fahefany tolakandro no nitrangan’ny fikasan’ny tovolahy iray saika hangalatra moto tao amin’ny lalam-baovaon’ny fokontanin’i Tanambao V, Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2020
Fandriampahalemana.Ambatoroka Maty voatifitry ilay jiolahy saika hanafika Villa

Manao fanamby hatrany ny poisim-pirenena fa tsy hitsitsy mihitsy manoloana ireo olon-dratsy mbola mahasahy manararaotra ny vahoaka Malagasy amin'izao toe-java-miseho eto amin'ny firenena izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2020
Fandriampahalemana.Sahamadio 67 ha Lehilahy iray tratra nanendaka vehivavy 3

Lehilahy iray 31taona no voasambotry ny Polisy miasa ao amin'ny CSP 7 67ha ny 26 martsa 2020 lasa teo teny Sahamadio 67ha noho ny resaka fanendahana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2020
Fandriampahalemana.Fihibohana an-trano Tsy mahasakana ny mpanao ratsy

Nanakoako ny feon’ireo alika nivovoa ny alin’ny 25 martsa teo tao amin’ny fokontanin’Ambohitrakely.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Fandriampahalemana.Antohomadinika, Antanimena, Analakely Miasa vao maraim-be ireo mpandidy poketra sy mpanendaka

Lehilahy 2 no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP7 ny sabotsy faha 21 martsa 2020 teo tetsy Antohomadinika rehefa avy nanendaka vehivavy iray.

Hamaky ny tohiny
FTT