Fandriampahalemana

Halatr’omby tao Ihosy Dahalo telolahy no azo sambo-belona


  • Zoma 05 Jona 2020

Omby miisa 27 no tafaverina amin’ny tompony, ny 01 kosa maty tamin'ireo omby 53 very tao amin'ny kaominina ambanivohitra Analaliry distrikan’ Ihosy ny faran'ny volana may lasa teo.

 

 

 

 Io vokatry ny fanarahan-dia nataon’ny fokonolona sy ny mpitandro ny filaminana tany an-toerana taorian’ity asa fanafihana ity. Ankoatra izay dia dahalo telolahy no azo sambo-belona niaraka tamin'izany. Mitohy hatrany ny firaisankinan’ny fokonolona sy ny zandarimariam-pirenena any an-toerana hahafahana mamongotra ireo mpanao ratsy.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT