Fandriampahalemana

Ady amin’ny zava-mahadomelina Olona 13 naiditra am-ponja tao anatin’ny telo volana


  • Alakamisy 04 Jona 2020

Nanao tatitra mikasika ny asa vitany tao anatin’ny telo volana izany hoe : nanomboka ny volana mmartsa ka hatramin’ny volana may teo ny sampan-draharaha misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina etsy Anosy.

 

 

 

 Fantatra tamin’izany fa nahatratra 8 ny isan’ireo tranga niseho teto an-drenivohitra raha nahatratra 13 isa kosa ireo olona natao fanadihadiana. Nilanja 185,255 kg ny zava-mahadomelina nogiazana tamin’izany raha naiditra am-ponja vonjy maika avokoa ireo olona 13 isa ireo. Vehivavy ny iray amin’izy ireo raha araka ny fantatra. Tsiahivina moa fa tamin’ny 12 mey lasa teo no nahatrarana ity vehivavy ity niaraka tamina fonosan-drongony maromaro.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT