Fandriampahalemana

Ambatondrazaka Zaza tsy ampy taona 6 tratra namaky trano


  • Alakamisy 02 Jolay 2020

Ravan’ny Polisy ireo andian-jiolahy mpamaky trano tao Ambatondrazaka. Ankizy tsy ampy taona miisa enina, manodidina ny 06 ka hatramin'ny 14 taona,

 


ka vavy kely ny iray no mpanatontosa ny halatra. Efa lasibatr’izy ireo in-telo miantoana ny volana may sy jona lasa teo ny toeram-pivarotana iray ao Madiotsifafana. Nanaovan’ny Polisy vela-pandrika izy ireo ny 28 jona teo ka tra-tehaka avokoa niaraka tamin’ireo mpiray tsikombakomba tamin’izy ireo, ahitana ny mpaniraka sy mpandray entana halatra. Natolotra ny Fitsarana ambaratonga voalohany tao Ambatondrazaka omaly ny raharaha, ary notazomina amponja voinjimaika ireo ati-doha.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT