Fandriampahalemana

Saika alefa aty Antananarivo Rongony 25 gony no tratra tany Ambalavao


  • Alarobia 01 Jolay 2020

Tratra tany Ambalavao Roalahy no voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina tao Fianarantsoa saika hanondrana rongony marobe tao anaty gony hankaty Antananarivo.

 

 

 

 Ny harivan’ny zoma 26 jona tokony ho tamin’ny 05 ora sy sasany no nahatraran’ny polisy ireo rongony ireo izay miisa 25 gony milanja 375 kg. Tao Mandazaka, kaominina ambanivohitra Ambinaniroa, distrikan’Ambalavao no nahatrarana azy roalahy ireto. Hatolotra ny fitsarana tsy ho ela izy ireo.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT