Fandriampahalemana

Roalahy saika hanondrana rongony Nalefa naka saina eny am-ponja


  • Alakamisy 02 Jolay 2020

Naiditra am-ponja ireo lehilahy miisa roa nahatrarana rongony miisa 25 gony (375 kg) tao Fianarantsoa.

 

 Nodorana tao Andreamboasary Fianarantsoa omaly fiandohan’ny volana Jolay tokony 09 ora maraina kosa ireo rongony ireo, teo imason’ireo manam-pahefana ao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony. Raha tsiahivina dia ny harivan’ny zoma 20 jona teo no nahatratraran’ny Polisy ireto roalahy tompon’antoka tamin’izany, tao amin’ny faritra Mandazaka, Kaominina Ambinaniroa Ambalavao.

Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • VONO OLONA-FISOLOKIANA...
  • Alakamisy 18 Jona 2026

« Vokatry ny tsy fahampian'ny fanabeazana »

  • Olona varira any ITASY
  • Alarobia 17 Jona 2026

Maniry ny hisian'ny

  • TOVOLAHY MAMON-DRONGONY
  • Talata 16 Jona 2026

Maty notsondrominy

  • INFIRMIERA MPIANA-DRAHARAHA
  • Alatsinainy 15 Jona 2026

Nofatorana, naolana avy eo novonoina

  • RN1 - Sprinter sy fiara
  • Alatsinainy 15 Jona 2026

mpitatitra entana nifandona

  • Fanondranana an-tsokosoko
  • Zoma 12 Jona 2026

sokatra Efa tambazotra tsara mpiaro ?

Hijery ny tohiny
FTT