Fandriampahalemana

Sambava Roa lahy tratra namaky trano sy nangalatra moto


  • Alakamisy 20 Aogositra 2020

Lehilahy miisa roa no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSPD Sambava ny talata 18 aogositra teo noho ny resaka vaky trano sy halatra moto.

 

 

 

Tamin’io talata io dia lehilahy miisa roa no vosambotra rehefa avy nangalatra « panneaux solaires » miisa telo tao amin’ny fokontany iray tao Sambava, ny roalahy hafa kosa dia nosamborina noho ny halatra moto izay nataony. Taorian’ny fanaovana ny famotorana azy ireo dia natolotra ny fampanoavana ao Antalaha izy ireo ny alarobia faha 19 aogositra. Efa tafaverina amin’ny tompony kosa ilay moto halatra.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT