Fandriampahalemana

Isotry Zaza tsy ampy taona roa tratra nanendaka


  • Zoma 21 Aogositra 2020

Eo anatrehan’ny firongatry ny asa fanendahana sy ny sinto- mahery eny amin’ny tetezan’i Bekiraro,

 

 

 

 Manarintsoa ary Andranomanalina dia nandray fepetra ny eo anivon’ny kaomisarian’ny boriborintany fahaefatra Isotry nampitombo ireo Polisy manao fisafoana eny amin’ireo faritra ireo sy ny fametrahana Polisy manao fanamiana sivily mba hahafahana mijoko ireo olon-dratsy. Omaly maraina 20 aogositra tokony ho tamin’ny 07 ora sy 15 minitra dia lehilahy roa no voasambotra teo am-panatanterahana ny asa ratsy nanao sinto-mahery, izay samy tsy ampy taona avokoa. Vao 17 taona avokoa mantsy izy ireo. Ao anatin’ny fanadihadiana tanteraka ny tompon’andraikitra amin’izao.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT