Fandriampahalemana

Fanafihana mpitondra tuc-tuc Efa-dahy nidoboka am-ponja ao Ambalatavoahangy


  • Alarobia 19 Aogositra 2020

Nahazo vahana tato ho ato ny fanafihana mpitondra tuc-tuc tao Toamasina. Very ny tuc-tuc, misy mamoy ny ainy ireo mpitondra, ny sasany maratra sady voaroba ny vola any aminy.

 

 

 

Voasambotry ny Polisim-pirenena afak’omaly ny efa-dahy voatondro ho tompon'antoka mivantana tamin'ny fanafihana mpitondra tuc-tuc ny herinandro lasa teo. Natolotra ny fampanoavana ao amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina izy ireo, taorian’ny famotorana nataon’ny Polisy. Notanana amponja vonjimaika ao Ambalatavoahangy izy ireo. Maneho ny firaisankinany ireo Mpamily tuc-tuc ao Toamasina ary mitaky ny hahafantarana ny mpividy halatra ireo mpamily sy tompona tuc-tuc.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT