Fandriampahalemana

Kaominina Antanimeva Omby halatra 137 avotry ny miaramila


  • Alarobia 19 Aogositra 2020

Omby miisa 137 no azon'ireo miaramila avy ao amin'ny "compagnie 504B", izay sarona teny an-tanàn'ireo dahalo nandritra

 ny fanatanterahana ny fanarahan-dia nataon’izy ireo tao amin'ny Kaominina Antanimeva afak’omaly alina. Marihina fa nafindra any amin'ny valam-pamonjàna ireto omby ireto talohan’ny nanaovan'ireo tompon'andraikitra ny fombafomba rehetra araky ny lalàna mikasika izany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT