Fandriampahalemana

Toamasina Mian-dahy miam-bavy ny halatra Tuc Tuc


  • Zoma 02 Oktobra 2020

Vehivavy ny iray amin’ireo mpangalatra tuc tuc saron’ny polisy miasa ao Toamasina renivohitra. Tao Mangarivotra Atsimo no tratra izy ireo ny 29 septambra lasa teo.Vehivavy ny iray amin’ireo mpangalatra tuc tuc saron’ny polisy miasa ao Toamasina renivohitra. Tao Mangarivotra Atsimo no tratra izy ireo ny 29 septambra lasa teo.

 

 

 Raha tsiahivina moa dia tamin’ny volana desambra taona 2019 no nitranga ilay halatra tuc tuc. Nandeha foana anefa ny fanadihadiana nandritra izany ka izy 3 mianadahy ireto no tratra farany.Notanana avy hatrany izy ireo hatao fanadihadiana raha ny polisy misahana ny ady heloka bevava any an-toerana no mandray an-tanana ny raharaha.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT