Fandriampahalemana

Asan-dahalo any Ambato Boeny Lavon’ny miaramila i Dodony


  • Alakamisy 08 Oktobra 2020

Ny 05 oktobra lasa teo dia nisehoana halatra omby tao amin`ny distrikan' Ambato Boeny.

 

 

 Taorian` ny antso vonjy dia niroso tamin`ny fanarahan-dia an` ireo dahalo ireo miaramila avy amin'ny holafy 406/1RM4 ka raikitra ny fifandonana tao amin`ny kaominina Anjiajia. Niverina nitondra vokatra tsara izy ireo satria tafaverina ny omby 19 nangalarin'ny dahalo ary lavo nandritra ny fifandonana ilay dahalo antsoina hoe “Dodony” izay tena nampihorohoro ny mponina tao Amboromalandy Marovoay.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT