- Zoma 21 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Isotry Zaza tsy ampy taona roa tratra nanendaka
Eo anatrehan’ny firongatry ny asa fanendahana sy ny sinto- mahery eny amin’ny tetezan’i Bekiraro,
Hamaky ny tohinyEo anatrehan’ny firongatry ny asa fanendahana sy ny sinto- mahery eny amin’ny tetezan’i Bekiraro,
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa roa no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSPD Sambava ny talata 18 aogositra teo noho ny resaka vaky trano sy halatra moto.
Hamaky ny tohinyNahazo vahana tato ho ato ny fanafihana mpitondra tuc-tuc tao Toamasina. Very ny tuc-tuc, misy mamoy ny ainy ireo mpitondra, ny sasany maratra sady voaroba ny vola any aminy.
Hamaky ny tohinyOmby miisa 137 no azon'ireo miaramila avy ao amin'ny "compagnie 504B", izay sarona teny an-tanàn'ireo dahalo nandritra
Hamaky ny tohinyLehilahy roa no voasambotry ny polisin'ny boriborintany fahadimy ny 16 Aogositra lasa teo teny Anosibe Rond point tokony ho tamin'ny 9ora alina. Tratra nifoka rongony izy ireo ka olona nivoaka ny elakelan-trano avy teo akaikin'ny Supermaki no nahatsikaritra izany.
Hamaky ny tohinyVehivavy roa sy lehilahy iray no niara-namoy ny ainy, niharan’ny fitsaram-bahoaka tany amin’ny Kaominina Antsahavaribe Distrika Vohemar. Voatonona ho mpisoloky, manome fanafody fampatoriana toy ny « valium » ny olona iantranoany izy ireo avy eo mangalatra lavanila.
Hamaky ny tohiny