Fandriampahalemana

Ampasambazaha Fianarantsoa Nokapainy tamin’ny antsy ny tanan’ilay vehivavy


  • Alarobia 07 Oktobra 2020

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Kioska iray no nisy nanafika afak’omaly hariva tao Ampasambazaha Fianarantsoa.

 

 

 

Efa nihidy nihilahila ity kioska ity no niditra tampoka ireo jiolahy. Lasan’ireto farany tamin’izany ny vola rehetra raha mbola nokapainy tamin’ny antsy ihany koa ny tanan’ilay vehivavy nitazona ity kiosa ity. Efa nitaraina narary sy nanaintaina ity farany vao ren’ny manodidina ny zava-nitranga saingy efa tsy tratra intsony ireo jiolahy.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT