Fandriampahalemana

Hala-botry Lehilahy 4 tratra teny 67 ha


  • Alarobia 07 Oktobra 2020

Lehilahy 4 mpanao hala-botry no tratran’ny fokonolona teny amin’iny faritry 67 ha iny ny faran’ny herinandro teo.

 

 

Naterin’ireo fokonolona tao amin’ny biraon’ny polisy etsy amin’ny 67 ha avy hatrany izy ireo taorian’izany. Araka ny fitarainana voarain’ny polisy dia nangalatra bisikileta sy finday ary kojakoja fampiasa ao an-tokantrano izy efa-dahy ireto. Efa tafaverina any amin’ny tompony avokoa ireo entana ireo na dia izany aza. Natolotra ny fitsarana ny 05 Oktobra lasa teo moa izy ireo ary fantatra fa naiditra am-ponja vonjimaika.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT