Fandriampahalemana

Fitandroana ny filaminana Hanatsara ny fomba fiasa ny aoToliara


  • Alakamisy 15 Oktobra 2020

Manomboka mihetsiketsika avokoa ireo kaominina an-tanan-dehibe amin` ny fanamafisana ny ady amin` ny tsy fandriampahalemana.

 

 Taorian` ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy Kaominina ambonivohitry Toamasina dia ny kaominina ambonivohitry Toliara indray no manomakomana amin` ny fanatsarana ny asan` ireo polisy monisipaly amin’ny fitandroana ny filaminana. Noho ny fiarahamiasa eo amin` ity kaominina ity sy ny mpiara-miombon`antoka aminy dia nahazo fanamiana vaovao ireo polisy monisipaly miisa 51 avy amin` ny orinasa misahana ny fiambehana VIGIE. Raha ny fantatra ihany koa fa afaka hanohy ny fanazaran-tenany amina trano fikotranana ihany koa izy ireo atsy ho atsy. Izany dia hahafahan` izy ireo hahatontosa ny asany amin'ny fitandroana ny filaminana sy ny fandaminana ny tanàna.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT