Fandriampahalemana

Faritany Miaramila Voalohany Nandray ny faneva ny Kolonely Andriambao


  • Alarobia 14 Oktobra 2020

Tontosa omaly 13 Oktobra 2020 ny fanolorana ny faneva ho an'ny Kolonely Andriambao Ramisa, komandy vaovaon'ny Faritany Miaramila Voalohany (RM1), teny amin'ny toby Rakotonirainy Alphonse,

 

 

 

 tao amin'ny Rezimantan'ny Fifandraisana sy ny Sampan-draharaha teny Fiadanana. Marihina fa maro ny miaramila eto amin'ny faritany miaramila voalohany no miasa ary mamita iraka eny akaikin'ny vahoaka toy ny famonjena ny vahoaka any atsimo amin'ny kere sy ny asa fahandriampahalemana, hoy ny eo anivon’ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT