• Zoma 28 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Tsiroanomandidy Naolana ilay tovovavy, nodorana ny tranony avy eo

Zazavavy kely mpianatry ny ny CEG ao Antaniditra, kaominina ambanivohitr’Ambatolampy , Distrikan’i Tsiroanomandidy no naolan'ny tovolahy iray izay zanaky ny andrimasom-pokonolona ao amin'io tanana io ihany raha ny fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Marolambo Tonga handevina vao hita fa vaky ny fasana

Nitrangana vaky fasana tao Marolambo. Tsy fantatra ny fotoana namakian’ny olon-dratsy ilay fasana fa raha tonga handevina ny fianakaviana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Jeneraly Ravalomanana Richard Fiarovan-tena matoa mampiasa basy ny mpitandro ny filaminana

"Matetika dia ireo jiolahy no mitifitra mialoha, ary mamaly tifitra ny mpitandro filaminana (Zandary, Tafika, Pôlisy),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Ambovombe Hijerena vahaolana mahomby ny olan’ny karatr’omby

Nanombohana ity herinandro ity ny famoràna zaza faobe izay natao tao Ambovombe Androy ka tonga nanokatra izany ny depiote voafidy tao an-toerana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Andavamamba Tratra ireo mpanendaka amin’ny andro atoandro

Lehilahy roa 18 taona no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny Boriborintany fahaefatra omaly tokony tamin’ny 10 ora atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Soalazaina - Ambatondrazaka 30 tapitrisa Ariary vao votsotra ilay takalon'aina

Navotsotr’ireo mpaka ankeriny omaly maraina ny tovolahy iray, 24 taona, nataon’izy ireo takalon’aina nanomboka ny alahady 23 aogositra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT