Fandriampahalemana

Distrikan’Arivonimamo Nisitraka moto 10 ny mpitandro filaminana


  • Alarobia 14 Oktobra 2020

Marary ny depiote Rakotomanjato Rodin ny tsy fandriampahalemana sy ny asan-dahalo mahazo ny distrikan’ Arivonimamo.

 

  Noho izany dia nanapa-kevitra izy ny hanolotra moto miisa folo ho an'ny mpitandro filaminana. Tafiditra ao anatin'ny tetikasa CLD moa izy ity izay niarahan'ny solombavambahoaka roalahy voafidy tao Arivonimamo, raha ny fanazavana sy ny fampitam-baovao. Miandry ny vokatr'izao ny vahoaka eo anatrehan’ny firongatry ny tsy fandriampahalemana.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT