Fandriampahalemana

Fitandroana ny filaminana Miofana ny polisy monisipaly any Toamasina


  • Alarobia 14 Oktobra 2020

Nandray polisy monisipaly vaovao maromaro ny kaominina ambonivohitr’i Toamasina (CUT). Miatrika fiofanana ao anatin’ny iray volana izy ireo.

 

 

 

Tafiditra indrindra amin’ny vinan’ny ben’ny tanàna Nantenaina izy ity dia ny hanatsarana hatrany ny asan’izy ireo eo amin’ny fitandroana ny filaminana sy ny fandrindrana ny fifamoivoizana. Ny eo anivon` ny polisim-pirenena no mampiofana sy tonga mizara ny traikefany. Teknika maro no zaraina ho azy ireo, eo ihany koa ny fampahafantarana ny andraikitr’izy ireo.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT