- Alakamisy 27 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Gadra 23 maty tany Farafangana Ahiana hangina toy ny raharaha Ambovombe
Tafiakatra 23 ny maty tamin’ilay raharaha fahavakisana fomba tany Farafangana ny alahady 23 aogositra lasa teo.
Hamaky ny tohinyTafiakatra 23 ny maty tamin’ilay raharaha fahavakisana fomba tany Farafangana ny alahady 23 aogositra lasa teo.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray 25 taona no voasambotry ny Polisin’ny UIR Toamasina ny 24 aogositra 2020 lasa teo teny amin’ny Bazar Ankirihiry Toamasina noho ny resaka sinto-mahery.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fikarohana ireo voafonja nitsoaka tao amin’ny fonjaben’i Farafangana ny atoandron’ny alahady 23 aogositra 2020.
Hamaky ny tohinyvoasambotry ny polisy miasa ao Mahabo, DRSP Menabe ireo jiolahy roa nanafika ny tobim-pivarotan-tsolika iray Andakabe Morondava ny marainan’ny alakamisy teo. Nahitana sakaosy nisy vola 2.115 000 Ar sy ody gasy ary bala PA iray tany amin’izy ireo,
Hamaky ny tohinyLehilahy telo no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny DRSP Vatovavy Fitovinany tao Manakara ny zoma 21 aogositra teo noho ny resaka vono olona nitranga tany an-toerana ny talata 18 aogositra lasa teo.
Hamaky ny tohinyVehivavy iray avy naka vola teo amin’ny BFV Ambatobe no nendahan'ny tovolahy iray tsy lavitra teo omaly.
Hamaky ny tohiny