Fandriampahalemana

Ambatoboeny Tratra i Solosoa, mpamatsy ody ratsy an`ireo dahalo


  • Talata 20 Oktobra 2020

\Mitombo isan`andro ny faritra mena manerana ny Nosy. Matetika dia haino fa toa resy tosiky ny dahalo ny mpitandro filaminana noho tsy fananana paikady matotra.

 

 

 

Na dia izany mitohy foana ny ezaka eo anivon` ny Tafika Malagasy amin`ny ady amin` ny dahalo indrindra any amin`ny tontolo ambanivohitra. Manjaka moa ny ody ratsy any ambanivolo ary mampiasa izany ny ankamaoran` ny dahalo. Voasambotry ny miaramilan'ny ZRPS Delta/BOA2 any Ambatoboeny kosa i Solosoa, izay mpamatsy ody ratsy an'ireo dahalo namany amin` ity faritra ity. Nandritra ny fisafoana nataon'izy ireo tao Tsarahonenana, Kaominina Tsaramandroso no nahatratrarana an`ity dahalo raindahiny ity sady mpamatsy ody ratsy. Efa natolotra ny zandary i Solosoa natao famotorana ary hatolotra ny fampanoavana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT