- Alakamisy 03 Septambra 2020
Fandriampahalemana.Zazavavy 8 taona nisy naka Mahajanga
Nirahin-dRay aman-dReniny hividy crédit na fahana no nivoahan’ i Laetitia, zazavavy kely vao 8 taona tao an-tokantranony omaly tokony ho tamin'ny 10 ora maraina tany Mahajanga.
Hamaky ny tohiny