Fandriampahalemana

ZRPS Alpha 2 Basy 124 no azon`ny miaramila


  • Zoma 16 Oktobra 2020

Nahitam-bokany ny fametrahana ireo miaramila ZRPS Alpha 2 izay miantoka ny fandriampahalemana na eny ambanivohitra na an-drenivohitra.

 

 

 

 Vokany, basy miisa 124 ka 121 vita tanana ary 03 basy mahery vaika no azon'ireo miaramila mamita iraka. Ny vokatra tsara toa izao dia azo avy amin'ny fifampitokisana misy eo amin'ny vahoaka sy ny Tafika, hoy ny teo anivon` ny Tafika Malagasy.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT