Fandriampahalemana

Sambava Rongony 20 kilao indray no tratra


  • Talata 20 Oktobra 2020

Jiolahy roalahy no saron` ny mpitandro filaminana nitondra rongony milanja 20 kilao izay nentina avy any amin'ny Kaominina Doany,

 

 

 

 Distrikan'Andapa, Faritra Sava ka nandalo tao Andohanantsahabe, omaly. Niroso avy hatrany famotorana ka fantatra izao fa olona mipetraka any Ambodiadabo Bealanana sy Maroambihy Sambava ireto jiolahy ireto ary efa matetika no manao ny asa ratsy toa izao. Ny zandarimriam-pirenena dia manamafy hatrany fa mitohy ny fandraisana fepetra hentitra amin` ny ady amin`ny zava-mahadomelina izay mampirongatra ny asa-jiolahy. 


Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT