Fandriampahalemana

Ambatondrazaka Tsy milamina tao anatin` ny telo volana


  • Zoma 23 Oktobra 2020

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana tato ho ato. Raha any amin` ny disitrikan` Ambatondrazaka dia ny fokontany Ambodimanga no ahitana fanafihana foana. Vaky trano, vola very an-tapitrisany maro…

 

 Nanambara ny solombavambahoaka voafidy tany Ambatondrazaka, José Alain Rakotondrazafy, fa tsy ampy ny isan` ny mpitandro filaminana any an-toerana. Toy izany ihany koa ny fitaovana. Ilaina ny fijerena vahaolana mahomby amin`ny toe-javatra toy izao, hoy ihany izy, ka manao antso avo ho an`ny tomponandraikm-panjakana amin`izany tranga izany. Miseho amin`ny endriny maro: vaky trano, fakana an-keriny, hala-botry ary fangalarana omby. Namafisiny fa tsy milamina ny any Ambatondrazaka tao anatin` ny telo volana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT