Fandriampahalemana

Varotra rongony Lehilahy iray voasambotra tany Mahajanga


  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020

Lehilahy iray 24 taona no tratra tao Mahajanga ny sabotsy teo noho ny fitondrana harona feno rongony.

 

 

 

 Tokony ho tamin’ny 04 ora hariva no nitrangan’izany nandritra ny fisafoana nataon’ireo polisy tao amin’ny fokontany Tanambao Sotema kaominina ambonivohitr’ i Mahajanga. Milanja 400 grama moa ireo rongony tratra ireo rehefa nojerena ka notazomina avy hatrany ity lehilahy ity ary nanokafana fanadihadina.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT