- Talata 22 Septambra 2020
Fandriampahalemana.Fitantanana ny fonja Esorina izay tsy mahavita azy
60% amin`ny voafonja dia voaheloka. 40% tsy latsaka kosa dia voatazona am-ponja (prévenu ).
Hamaky ny tohiny60% amin`ny voafonja dia voaheloka. 40% tsy latsaka kosa dia voatazona am-ponja (prévenu ).
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa enina sy mpiambina amina orinasa iray, no tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny Boriboritany voalohany Toamasina ny 20 Septambra raha nikasa hamoaka an-tsokosoko vary milanja 44 taonina avy amina toeram-pitahirizan’entana (entrepôt) iray tao Tanandava Toamasina.
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa 02 no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny Distrikan’i Tsiroanomandidy afak’omaly alahady 13 septambra nandritra ny « Barrage de sécurité »
Hamaky ny tohinyNitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona afak’omaly alahady 13 septambra hariva teny Ambodivoanjo lalana Andriantsihoarana Ratsimbazafy tokony ho tamin’ny 07 ora sy 20 minitra hariva.
Hamaky ny tohinyBasy mahery vaika iray sy "grenade" iray ary bala folo no saron’ny zandarimariam-pirenena ny 08 septambra 2020 tao amin’ny Kaominina Ambatomainty Ikalamavony.
Hamaky ny tohinyTovolahy iray no maty voatsatoky ny antsy tao Antsirabe omaly alarobia 09 Septambra 2020.
Hamaky ny tohiny