Fandriampahalemana

Anosy Ny minisitra mihitsy no nisambotra ilay mpanendaka


  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020

Avy niasa handeha hamonjy fodiana ny Minisitry ny filaminam-bahoaka, Fanomezantsoa Randrianarison,

 

nandeha teny Anosy no nifanojo tamin'ny mpanendaka efa nifanenjehan'ny olona avy any amin'ny sekoly Masindahy Misely Amparibe ny sabotsy teo. Tsy nisalasala izy nidina ny fiara ka nanenjika ity olon-dratsy narahan'ireo olona avy ato aoriana. Tratrany tokoa ity mpanendaka izay mbola nitana ilay finday halatra ka avy hatrany dia noentina namonjy ny kaomisarian'ny boriboritany fahadimy tetsy Mahamasina. Ilay finday kosa dia azon'ny tompony teo noho eo ihany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT