Fandriampahalemana

Herisetra sy halatra Lehilahy 3 no tratra teny Ankadikely


  • Zoma 23 Oktobra 2020

Toy ny kaominina maro any amin’iny distrikan’Avaradrano iny dia miaina tsy fandriampahalemana matetika ihany koa ny ao amin’ny kaominina Ankadikely. Tsy

 

 

mitazam-potsiny anefa ny mpitandro ny filaminana manoloana izany ka lehilahy miisa 3 no efatra taorian’ny halatra niazo herisetra nitranga tany an-toerana. Ny 20 oktobra lasa teo izy ireo no sarona raha mbola karohina fatratra kosa ny naman’izy ireo hafa. Raha ny loharanom-baovao azo moa dia sady mandroba izy ireo no manampatra ny heriny amin’ireo izay tratrany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT