- Talata 06 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Anjanahary Lehilahy iray tratra nangalatra vilany roa
Lehilahy iray manodidina ny 25 taona ny tratra teny amin’iny faritra Anjanahary Cimetière iny ny 01 jolay lasa teo rehefa nitondra vilany miisa 2 (rice cooker sy cocotte minute) tsy fanta-piaviana.
Hamaky ny tohiny
