• Talata 17 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Fa misy inona ? Nampivory OMC ny Praiminisitra

Namory an’ireo tompon’andraikitry ny fandriampahalemana manerana ny nosy (Organisme Mixte de Conception – National) teny amin’ny Lapam-panjakanan’i Mahazoarivo ny Praiminisitra Ntsay Christian omaly 16 novambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Faritra 67 Ha Maniry ohatry ny anana ny mpangaro-paosy

Raha mbola mihiratra io masoandro io dia tsy maintsy mahazo vaovao foana hoe nisy mpangaro-paosy na mpanao sinto-mahery indray voasambotra teny amin’ny faritra 67 Ha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Fisolokiana Vaky tavoahangy nolazaina fa safira

Tsy kely lalana marina ny ratsy . Tany Mandritsara, nisy andian-olona nilaza fa manana safira amin'ilay kalitao tsara indrindra. Nikaroka mpividy izy ireo ary nilaza fa 40 tapitrisa ariary no vidin’ilay safira.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Halatra mitam-piadiana Lehilahy iray no voasambotra tany Mahajanga

Nisesisesy tao amin’ny fokontanin’ Antanamalandy, kaominina ambonivohitra Mahajanga ny halatra mitam-piadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Fandriampahalemana.67 Ha Atsimo Miasa any anaty Bar ny mpangalatra finday

Tovolahy iray voalaza fa mpangalatra finday no voasambotra teny amin’ny 67 ha atsimo ny 10 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Zandary 2 vao erotrerony lavo am-perinasa Natao veloma tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava

Tontosa omaly 12 novambra 202 teny amin'ny Toby Jeneraly Ratsimandrava Andrefan’Ambohijanahary ny fanaovam-beloma farany ireo Zandary mpiana-draharaha miisa roa, Randriatsiorimamonjy Hasimanana Bienvenue sy Andriambelosoa Vahatra Nantenaina, samy niasa tao amin'ny CSAO

Hamaky ny tohiny
FTT