Fandriampahalemana

Halatra varavaram-by Zaza tsy ampy taona iray tratra teny Antohomadinika


  • Alarobia 04 Aogositra 2021

Zaza tsy ampy taona iray vao 17 taona monja no saron’ ny Polisy miasa ao Antaniavo rehefa nangalatra varavaram-by teny amin’ny manodidina.

 Ny 01 aogositra lasa teo nandritra ny fisafoana nataon’izy ireo no nahatrarana ity zaza tsy ampy taona ity raha tsiahivina. Tratra ambodiomby nanendaka ilay varavarava mihitsy ny tovolahy la noentina avy hatrany teny amin’ny pasoitry ny polisy nanaovana fanadihadiana. Taorian’ny fakana am-bavany azy moa dia natolotra ny fampanoavana ary notanana am-ponja vonjy maika eny amin’ny fonjan’Antanimora ity zaza tsy ampy taona ity.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT