Fandriampahalemana

Faritra Sofia Voasambotra i Jerison lehibena dahalo


  • Alatsinainy 12 Jolay 2021

Tratra niaraka tamin’ny rahalahiny Tratra afak’omaly sabotsy 10 jolay 2021 tokony tamin'ny 01 ora folakandro i Jarisone dit Jerison jiolahy

 rain-dahiny nikoizana hatramin’izay tany amin’ny Faritra Sofia niaraka tamin-d Rasamy Rahalahiny . Raha tsiahivina dia dahalo rain-dahiny efa nokarohina fatratra i Jerison no izao tra-tehaka izao. Noho ny fiaraha-miasan’i Jly Lylyson sy ny zandarimariam-pirenena,izany hoe : ny vondron-tobim-pileovana Sofia izay tarihin'i Lt Colonel Lys Odon Randriamidona ary indrindra ireo fokonolona no nahazoana izao vokatra izao. "Tsy avelantsika hiaina ao anaty tahotra sy tebiteby momba ny tsy fandriam-pahalemana izay efa nampahory antsika hatrizay ny faritra Sofia ary tsy maintsy potehintsika ireo tambazotrany",hoy ny Jeneraly Lylyson René de Rolland , governoran'ny faritra Sofia nankasitraka ny ezaka nataon'ny zandarimariam-pirenena sy ny fokonolona any an-toerana. Hiakatra fampanoavana anio moa raha tsy misy ny sampona ity jiolahy raindahiny ity sy io rahalahiny io.
Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT