Fandriampahalemana

Ambohipo Tovolahy iray nahatrarana rongony 30 fonosana


  • Talata 17 Aogositra 2021

Tovolahy iray indray no tratra nitondra rongony an-tsokosoko teny Ambohipo ny 14 Aogositra lasa teo tokony ho tamin’ny 01 ora maraina.

 Polisy avy nanao fisafoana teny amin’iny faritra iny sy ny manodidina no nahatsikaritra ity lehilahy ity ho hafahafa fihetsika. Rehefa nanontanian’ireo polisy izy dia nilaza ho tsy manana karapanondro ary tsy manana adiresy mazava. Niroso tamin’ny fisavana azy ireo polisy taorian’izany ka fonosan-drongony miisa 30 sy rongony mbola tsy voafono maromaro no hita tany aminy. Nentina teny amin’ny biraon’ny Polisy Ambohijatovo ity lehilahy ity natao famotorana ary natolotra ny fampanoavana omaly alatsinainy 16 aogositra. Naiditra am-ponja vonjimaika ihany koa ity lehilahy ity.
Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT