- Zoma 02 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Anosy Voaendaka izy mianaka avy nandevina
Mpianaka avy nandevina no nisy nanendaka teo akaikin’ny biraon’ny Antenimierandoholona Anosy afak’omaly tokony ho tamin’ny 7 ora hariva
Hamaky ny tohinyMpianaka avy nandevina no nisy nanendaka teo akaikin’ny biraon’ny Antenimierandoholona Anosy afak’omaly tokony ho tamin’ny 7 ora hariva
Hamaky ny tohinyNisongadina ny matso tetsy Mahamasina nandritra ny fanamarihana ny faha-61 nahazoana ny fahaleovantena sady fetin’ny foloalindahy.
Hamaky ny tohinyDahalo 20 lahy eo ho eo no nanafika ny tananan'i Anjeze fokontany Beakanga Kaominina Vasiana distrika Mandoto ny 24 jona 2021 teo tamin'ny 5 sasany maraina.
Hamaky ny tohinyRongony lena 470.000 fototra, rongony maina 46 taonina, voan-drongony 45 kg nodorana, olona 27 voasambotra tany Analabe Distrikan’Ambanja sy Ambilobe.
Hamaky ny tohinyMpivarotra ao Ambabo Vohitrindry, distrikan’i Vohipeno, antsoina hoe Ruphin no nisy nanafika omaly alina tokony ho tamin’ny 8 ora alina,
Hamaky ny tohinyManohy sy manamafy ny hetsika fanaony hatrany ny Polisy miasa ao amin’ny «SAG » Anosy amin’ny fisafoana ny faritra Anosibe sy Tsarasaotra iny.
Hamaky ny tohiny